auto save

This commit is contained in:
MAD008 2020-08-22 10:33:08 -04:00 committed by root
parent 5766002004
commit 873d205678
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Melkizedeka izégny, mpanjakan'i Salema, mpisôron'Andriamanitra Ambô indrindra, zay nifanena tamin'i Abrahama kôfa niverigna avy nandresy iré mpanjaka ké nitahy anajy. Izy no namian'i Abrahama ny ampahafôlon'ny raha jiaby. Ny agnarany hoe ''Melkizedeka'' de midika hoe ''mpanjakan'ny fahamarinagna.'' Ny agnarany hafa de ''mpanjakan'ny fahamarinagna.'' Ny agnarany hafa de ''mpanjakan'i Salema, '' Izègny de: ''mpanjakan'ny fiadanagna.''
Melkizedeka izégny, mpanjakan'i Salema, mpisôron'Andriamanitra Ambô indrindra, zay nifanena tamin'i Abrahama kôfa niverigna avy nandresy iré mpanjaka ké nitahy anajy. Izy no namian'i Abrahama ny ampahafôlon'ny raha jiaby. Ny agnarany hoe ''Melkizedeka'' de midika hoe ''mpanjakan'ny fahamarinagna.'' Ny agnarany hafa de ''mpanjakan'ny fahamarinagna.'' Ny agnarany hafa de ''mpanjakan'i Salema, '' Izègny de: ''mpanjakan'ny fiadanagna.'' Izy de tsy manan-d