Fri Oct 09 2020 15:28:20 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-10-09 15:28:21 -04:00
parent 0898f425d7
commit 7bed877c30
5 changed files with 5 additions and 5 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 16 Zôvy izy zay efa naharé ann'Andriamanitra kè nikomy? Fô tsy iré jiaby zay nivoaka avy tagny Egypta tamin'ny alalan'i Mosesy vô izégny? \v 17 Zôvy no nahavignitra ananjy andritry ny efapôlo taigna? Tsy iré zay nanota vô, zay lavo tagny agn'efitra ny fatinjaré ré? \v 18 Ho anjôvy no nianianany fô tsy hiditra akô amin'ny fitsaharagna zaré ré, kôfa tsy ho an'iré zay tsy nagneky Ananjy? \v 19 Hitantsika fô tsy afaka niditra takô amin'ny fitsaharany zaré ré nohon'ny tsy finoagna.
\v 16 Zôvy izy zay efa naharé ann'Andriamanitra kè nikomy? Fô tsy iré jiaby zay nivoaka avy tagny Egypta tamin'ny alalan'i Mosesy vô izégny? \v 17 Zôvy no nahavignitra ananjy nandritry ny efapôlo taogna? Tsy iré zay nanota vô, zay lavo tagny agn'efitra ny fatinjaré ré? \v 18 Ho anjôvy no nianianany fô tsy hiditra akô amin'ny fitsaharagna zaré ré, kôfa tsy ho an'iré zay tsy nagneky Ananjy? \v 19 Hitantsika fô tsy afaka niditra takô amin'ny fitsaharany zaré ré nohon'ny tsy finoagna.

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 Noho izégny, ôka hitandrigna tsara atsika mbô tsy hisy aminaré ny tsy afaka hahatratra ny vôlagna fampanantinagna navela ho anaré mbô hidiranaré akô amin'ny fitsaharan'Andriamanitra. \v 2 Fô atsika de nagnambara ny vôvô mahafaly karaha ananjy iré. Fô izégny hafatra izégny de tsisy tombony ho an'iré zay tsy nitambatra takô amin'ny finoagna niaraka tamin'iré zay nagneky. (' Fagnamarihagna: ny dika-vôlagna sanany de mivaky karanjô:'' Fô izégny hafatra izégny de tsy nisy tombony ho an'iré zay naharegny ananjy tamin'ny tsy finoagna.'')
\c 4 \v 1 Noho izégny, ôka hitandrigna tsara atsika mbô tsy hisy aminaré ny tsy afaka hahatratra ny vôlagna fampanantinagna navela ho anaré mbô hidiranaré akô amin'ny fitsaharan'Andriamanitra. \v 2 Fô atsika de nagnambara ny vôvô mahafaly karaha ananjy iré. Fô izégny hafatra izégny de tsisy tombony ho an'iré zay tsy nitambatra takô amin'ny finoagna niaraka tamin'iré zay nagneky. (Fagnamarihagna: ny dika-vôlagna sanany de mivaky karanjô: ''Fô izégny hafatra izégny de tsy nisy tombony ho an'iré zay naharegny ananjy tamin'ny tsy finoagna.'')

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 Fô atsika zay nino de irè zay hiditra amin'izégny fitsaharagna izégny, araka zay efa novolagniny hoe: ''Karaha ny nianianako tamin'ny fahavignirako, de tsy hiditra velively akô amin'ny fitsaharako zaré ré.'' Fô na izégny koà aza, ny asa famoranany de vita tamin'ny fagnorenagna zao tontôlo zao. \v 4 Fô izy nivôlagna tagny ho agny momban'ny andro faha-fito hoe: ''Andriamanitra nitsahatra tamin'ny andro faha-fito tamin'ny asany jiaby.'' \v 5 Ké mbôla nivôlagna ndraiky izy hoe: ''Zaré ré de tsy hiditra velively akô amin'ny fitsaharako.''
\v 3 Fô atsika zay nino de irè zay hiditra amin'izégny fitsaharagna izégny, araka zay efa novolagniny hoe: ''Karaha ny nianianako tamin'ny fahavignirako, de tsy hiditra velively akô amin'ny fitsaharako zaré ré.'' Fô na izégny koà aza, ny asa famoronany de vita tamin'ny fagnorenagna zao tontôlo zao. \v 4 Fô izy nivôlagna tagny ho agny momban'ny andro faha-fito hoe: ''Andriamanitra nitsahatra tamin'ny andro faha-fito tamin'ny asany jiaby.'' \v 5 Ké mbôla nivôlagna ndraiky izy hoe: ''Zaré ré de tsy hiditra velively akô amin'ny fitsaharako.''

View File

@ -1 +1 @@
Tôko 4
Tôko faha 4

View File

@ -63,10 +63,10 @@
"03-09",
"03-12",
"03-14",
"03-16",
"04-title",
"04-01",
"04-03",
"04-06",
"04-08",
"04-12",
"04-14",