Fri Oct 09 2020 15:16:20 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-10-09 15:16:21 -04:00
parent a2441d362c
commit 6b70e86830
3 changed files with 5 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 Talôha ela be Andriamanitra de nivôlagna tamin'ny razambentsika tamin'ny alalan'iré mpaminanay tamin'ny fotoagna maro sy tamin'ny fomba maro. \v 2 Fô amin'izô andro farany zô, de nivôlagna tamintsika tamin'ny alalan'ny Zanaka lahy Izy, zay notendreny ho mpadova ny raha jiaby. Tamin'ny alalan'ny foagna koà no naharian'Andriamanitra zao tontôlo zao. \v 3 Izy no famirapirapiratan'ny voninahita'Andriamanitra, lay endriky ny tegnany indrindra. Na ny raha jiaby aza de hazomy hiaraka amin'ny alalan'ny herin'ny teniny. Tafaran'ny nagnadiovany iré fahotagna, de nipetraka také ambanin'ny tagnan'ankavanan'ny lehibe agny amin'ny avo izy.
\c 1 \v 1 Talôha ela be Andriamanitra de nivôlagna tamin'ny razambentsika tamin'ny alalan'iré mpaminany tamin'ny fotoagna maro sy tamin'ny fomba maro. \v 2 Fô amin'izô andro farany zô, de nivôlagna tamintsika tamin'ny alalan'ny Zanaka lahy Izy, zay notendreny ho mpandova ny raha jiaby. Tamin'ny alalany foagna koà no naharian'Andriamanitra zao tontôlo zao. \v 3 Izy no famirapirapiratan'ny voninahitr'Andriamanitra, lay endriky ny tegnany indrindra. Na ny raha jiaby aza de hazomy hiaraka amin'ny alalan'ny herin'ny teniny. Tafaran'ny nagnadiovany iré fahotagna, de nipetraka také ambanin'ny tagnana ankavanagn'ny lehibe agny amin'ny avo izy.

View File

@ -1 +1 @@
\v 4 Lasa ambôny karaha iré anjely Izy, satrià ny agnarana nolovany de tsara lavitra noho ny agnaranjaré rè. \v 5 Fô zôvy tamin'irè anjely no mbô nivolagnan'Andriamanitra hoe: ''Zanako anà, tônga rainà Zaho niany'' Ké ndray hoe: ''Ho ray ho ananjy Zaho, ké izy zanaka ho Anahy''?
\v 4 Lasa ambôny karaha iré anjely Izy, satrià ny agnarana nolovany de tsara lavitra noho ny agnaranjaré rè. \v 5 Fô zôvy tamin'irè anjely no mbô nivolagnan'Andriamanitra hoe: ''Zanako anà, tônga rainà Zaho niany'' ké ndray hoe: ''Ho ray ho ananjy Zaho, ké izy zanaka ho Anahy''?

View File

@ -35,7 +35,8 @@
}
],
"translators": [
"MAD008"
"MAD008",
"LAPTOP-HA9V2PJ1"
],
"finished_chunks": [
"front-title",
@ -67,8 +68,8 @@
"04-01",
"04-03",
"04-06",
"04-12",
"04-08",
"04-12",
"04-14",
"05-title",
"05-01",