auto save
This commit is contained in:
parent
03f7c44292
commit
6182b9eb48
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Noho izégny izy foagna koà de afaka mamonjy tanteraka iré zay magnatogna an'Andriamanitra
|
Noho izégny izy foagna koà de afaka mamonjy tanteraka iré zay magnatogna an'Andriamanitra amin'ny alalany, satrià izy de miaigna foagna mbô hagnelagnelagna ho ananjy iré. Fô ny mpisôrognabe karaha izègny de mety ho antsika. Izy de tsy manam-pahotagna, tsy manan-tsigny, madio,
|
Loading…
Reference in New Issue