auto save

This commit is contained in:
MAD008 2020-08-21 12:01:59 -04:00 committed by root
parent 11a4ebeafa
commit 4044342441
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fô atsika mahita lay araika zay natôny ambany noho iré anjely nandritry ny fotoagna fohy: Jesosy, zay, nohon'ny fijaliany ndraiky fahafatesany, de nosatrohina satro-boninahitra tamin'ny voninahitra sy dera. Ké avaizo tamin'ny alalan'ny fahasoavan'Andriamanitra, no nagnandramany ny fahafatesagna ho an'ny ôlogno jiaby. Fô mety amin'Andriamanitra izégny, satrià ny raha jiaby de misy ho Ananjy ké amin'ny alalany, mbô
Fô atsika mahita lay araika zay natôny ambany noho iré anjely nandritry ny fotoagna fohy: Jesosy, zay, nohon'ny fijaliany ndraiky fahafatesany, de nosatrohina satro-boninahitra tamin'ny voninahitra sy dera. Ké avaizo tamin'ny alalan'ny fahasoavan'Andriamanitra, no nagnandramany ny fahafatesagna ho an'ny ôlogno jiaby. Fô mety amin'Andriamanitra izégny, satrià ny raha jiaby de misy ho Ananjy ké amin'ny alalany, mbô hitondra zanaka maro ho any amin'ny voninahitra. Mety aminy ny hahatônga ny mpitarika ny f