diff --git a/07/27.txt b/07/27.txt index 3b8fd31..f91af55 100644 --- a/07/27.txt +++ b/07/27.txt @@ -1 +1 @@ -Tsy mila izy, tsy karaha iré mpisôrognabe, hanolotra sôrogna isan'andro, ny voalôhany ho an'iré fahotagna manôkagna, ké avy aké ho an'iré fahotan'ny ôlogno. Efa nagnano izégny ndraiky mandeha ho an'ny jiaby izy, kôfa nanôlotra ny tegnany. Fô ny lalàgna manondro ny ôlogno zay managna fahalimegna ho mpisôrognabe. Fô ny koragnan'ny fiainagna, zay tônga tafaran'ny lalàgna, de nanendry Zanaka \ No newline at end of file +Tsy mila izy, tsy karaha iré mpisôrognabe, hanolotra sôrogna isan'andro, ny voalôhany ho an'iré fahotagna manôkagna, ké avy aké ho an'iré fahotan'ny ôlogno. Efa nagnano izégny ndraiky mandeha ho an'ny jiaby izy, kôfa nanôlotra ny tegnany. Fô ny lalàgna manondro ny ôlogno zay managna fahalimegna ho mpisôrognabe. Fô ny koragnan'ny fiainagna, zay tônga tafaran'ny lalàgna, de nanendry Zanaka lahy, zay natô tô \ No newline at end of file