auto save
This commit is contained in:
parent
a8f28e835b
commit
0c4e7a6946
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Anà de nagnano ny ôlogno ambany hely noho iré anjely; nosatrohinà satro-boninahitra tamin'ny voninahitra sy dera izy. [Fagnamarihagna: Ny dika-vôlagna sanany talôha de miampy hoe: ''Ké anà nametraka ananjy ambônin'iré asan'ny tagnanà.''] Ny raha jiaby de nampanikenà aké amban'ny tongony.'' Fô ho ananjy no nampaniken'Andriamanitra ny raha jiaby. Tsy namela na ino na ino izy ké tsy n
|
||||
Anà de nagnano ny ôlogno ambany hely noho iré anjely; nosatrohinà satro-boninahitra tamin'ny voninahitra sy dera izy. [Fagnamarihagna: Ny dika-vôlagna sanany talôha de miampy hoe: ''Ké anà nametraka ananjy ambônin'iré asan'ny tagnanà.''] Ny raha jiaby de nampanikenà aké amban'ny tongony.'' Fô ho ananjy no nampaniken'Andriamanitra ny raha jiaby. Tsy namela na ino na ino izy ké tsy nampanikeny ananjy. Fô avaizo atsika de tsy mbôla mahita ny raha jiaby nampanikena
|
Loading…
Reference in New Issue