bmm_heb_text_reg/07/01.txt

1 line
697 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-08-22 14:26:51 +00:00
\v 1 Melkizedeka izégny, mpanjakan'i Salema, mpisôron'Andriamanitra Ambô indrindra, zay nifanena tamin'i Abrahama kôfa niverigna avy nandresy iré mpanjaka ké nitahy anajy. \v 2 Izy no namian'i Abrahama ny ampahafôlon'ny raha jiaby. Ny agnarany hoe ''Melkizedeka'' de midika hoe ''mpanjakan'ny fahamarinagna.'' Ny agnarany hafa de ''mpanjakan'ny fahamarinagna.'' Ny agnarany hafa de ''mpanjakan'i Salema, '' Izègny de: ''mpanjakan'ny fiadanagna.'' \v 3 Izy de tsy mana-baba, tsy manan-dreny, tsy managna razambe, ké tsy managna fiatombôhan'irè andro kè tsy managna fiafaran'ny fiainagna. Fô ndraiky, mitôvy amin'ny Zanak'Andriamanitra izy, satrià mitoetra ho mpisôrogno mandrakizay.