bmm_heb_text_reg/06/07.txt

1 line
346 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-08-22 11:58:14 +00:00
\v 7 Fô ny tany zay mitroka ny ôragna mateti-piavy amin'izégny, sy zay mamokatra iré raha-maniry ilain'iré ôlogno zay niasagna ny tagny—itô no tany zay mandray fitahiagna avy amin'Andriamanitra. \v 8 Fô ndraiky mamokatra tsilo izégny, de tsisy ilàgna ananjy ké efa akaikin'ny fagnozonagna. Ny fiafaran'izégny de amin'ny firehetagna.