2020-08-21 16:01:59 +00:00
|
|
|
\v 11 Fô na ny ôlogno zay magnamasigna na iré zay vômasina de managna lôharano araiky. Noho izégny de tsy megnatra miantso ananjy iré hoe rahalahy Izy. \v 12 Ahozy Izy hoe: ''Hagnambara ny agnaranà amin'irè rahaahiky Zaho, hihira ny momba anà avy akô agnatin'ny fivondronagna Zaho.''
|