2020-08-21 16:01:59 +00:00
|
|
|
Noho izègny, ry rahalahy masina, nizara ny antson'ny lagnitra anaré. Saino ny momban'i Jesosy, ny apostoly sy mpisorognabe zay kehintsika. Izy de natoky an'Andriamanitra, zay nanendry ananjy, karaha an'i Mosesy zay nahatoky takô an-tragnon'Andriamanitra foagna koà. Fô Jesosy de efa noraisigna mendrika ny vôninahitra lehibe noho Mosesy, satrià zay magnorigna ny tragno no manan-kaja bebe kokoà noho lay tragno. Fô ny tragno jiaby
|