bmm_heb_text_reg/07/04.txt

1 line
568 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-08-22 14:26:50 +00:00
Zahavo ny hamaventin'itô lalahy itô. Ny razambentsika Abrahama de nagnamia ny ampahafôlon'iré raha zay azony tamin'ny ady. Amin'ny lafiny araiky, iré zanaka lahin'i Levy zay mandray ny fisorônagna de managna baiko avy amin'ny lalàgna mbô hanangogna ny ampahafôlon-karegna avy agny amin'iré ôlogno, izégny de, avy amin'iré rahalahinjaré ré, na izégny aza zaré ré, foagna koà, de avy amin'ny vatan'i Abrahama. Fô amin'ny lafiny araiky, Melkizedeka, zay tsy vôsoritra avy aminanjy iré ny taranany, de nandray ampahafôlon-karegna avy amin'i Abrahama