bmm_heb_text_reg/07/20.txt

1 line
393 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-08-22 14:26:51 +00:00
\v 20 Tsy nitranga izégny kôfa tsisy ny fandraisagna fiainagna. Amin'ny lafiny araiky, iré hafa iré de tônga mpisôrogno tsy nila fiainagna. \v 21 Fô amin'ny lafiny araiky hafa, itô araiky itô, Jesosy, de tônga mpisôrogno tamin'ny alalan'ny fiainagna natôn'ilay nivôlagna taminanjy hoe: ''Ny Tompo de nianiana ké tsy hiôva amin'ny heviny hoe: 'Anà de mpisôrogna mandrakizay.'''