diff --git a/04/08.txt b/04/08.txt index 9893f3c..9b64449 100644 --- a/04/08.txt +++ b/04/08.txt @@ -1 +1 @@ -\v 8 \v 9 Fô tamin'jègny fotôagna zègny, fôny anaré tsy nahay an'Andriamanitra, dia natô andevon'iré zègny, amin'ny hery vôajagnahary, dia tsy Andriamanitra velivaly. Fô ankehitriny anaré dia lasa nahay an'Andriamanitra, na koa hoe hain'Anadriamanitra anaré, kè ahôana no hiraignanaré amin'ny \ No newline at end of file +\v 8 \v 9 Fô tamin'jègny fotôagna zègny, fôny anaré tsy nahay an'Andriamanitra, dia natô andevon'iré zègny, amin'ny hery vôajagnahary, dia tsy Andriamanitra velivaly. Fô ankehitriny anaré dia lasa nahay an'Andriamanitra, na koa hoe hain'Anadriamanitra anaré, kè ahôana no hiraignanaré amin'ny abidim-pianaragna malemy no sady tsisy dikany? Té ho andevozigny koa mô anaré? \ No newline at end of file