auto save
This commit is contained in:
parent
6cb1974cac
commit
8b6fedebdb
|
@ -1 +0,0 @@
|
|||
Ny ôlogna zègny nampianarigna ny teny dia tsy maintsy mirasa ny zègny raha tsara jiaby amin-jegny mampianatra. Aza magneky fiatahigna. Tsy azo sangisangina Andriamanitra, fô zègny raha jiaby afafin'olo dia izy fôgna no hisagotra anan-jy. Hoan-jegny mambôly voa amin'ny toetra feno fahotagna, dia avy amin-jègny hisangorany fahasimbagna. Zègny voa amin'ny Fagnahy,amin'ny Fagnahy no hisangotra ny fiaignana mandrakizay.
|
Loading…
Reference in New Issue