Fri Oct 09 2020 14:17:10 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-10-09 14:17:10 -04:00
parent ae12f9bb21
commit 2993521031
4 changed files with 4 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 22 Nambélan'Andriamanitra ho akô ambanin'ny tongotr'i Kristy avokoa ny raha jiaby ké natolony ho lôhan'ny raha jiaby akô amin'ny fiangonagna Iza. \v 23 Ny fiangonagna no tenagny, ilay fahafenoin'Ilay mameno ny raha jiaby amin'ny endriny jiaby.
\v 22 Nambélan'Andriamanitra ho akô ambanin'ny tongotr'i Kristy avokoa ny raha jiaby ké natolony ho lôhan'ny raha jiaby akô amin'ny fiangonagna Izy. \v 23 Ny fiangonagna no tenagny, ilay fahafenoin'Ilay mameno ny raha jiaby amin'ny endriny jiaby.

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 Ké ny mômba anaré,de maty takô anatin'ny fadisoanaré sy ny fahotanaré anaré. \v 2 Takô amin'iregny fahadisoagna iregny no niainanaré talôha karaha ny fômban'izao tontôlo izao. Niaigny karaha ny mpanapaka iré fahifagna egny amin'ny rivotro anaré, ilay fagnahy izay miasa akô aminaré zanaky ny tsy fankatovagna. \v 3 Niaigny také amin'iregny ôlogno iregny koà antsika talôha, nanatantéraka iré filan-dratsin'ny nôfontska, ké nanatatéraka ny fagnirian'ny nôfo sy ny saigna. Efa voahary ho zanaky ny fahatezeragna, karaha ny zanak'ôlombelogno sisa antsika.
\c 2 \v 1 Ké ny mômba anaré, de maty takô anatin'ny fadisoanaré sy ny fahotanaré anaré. \v 2 Takô amin'iregny fahadisoagna iregny no niainanaré talôha karaha ny fômban'izao tontôlo izao. Niaigny karaha ny mpanapaka iré fahifagna egny amin'ny rivotro anaré, ilay fagnahy izay miasa akô aminaré zanaky ny tsy fankatovagna. \v 3 Niaigny také amin'iregny ôlogno iregny koà antsika talôha, nanatantéraka iré filan-dratsin'ny nôfontsika, ké nanatatéraka ny fagnirian'ny nôfo sy ny saigna. Efa voahary ho zanaky ny fahatezeragna, karaha ny zanak'ôlombelogno sisa antsika.

View File

@ -1 +1 @@
Tôko 2
Tôko faha 2

View File

@ -51,8 +51,8 @@
"01-15",
"01-17",
"01-19",
"01-22",
"02-title",
"02-01",
"02-04",
"02-08",
"02-11",