1 line
464 B
Plaintext
1 line
464 B
Plaintext
27Nagnatogna lay liben'ny Kapiteny ary nivôlagna taminanjy hoe:"Volagno aminahy,mponigna Romana mô anô?"Paoly namaly hoe:"Ia."28Ary namaly lay kapiteny hoe:"Tamin'ny vôlabe foàgna no nazahoako io zom-pirenegna io.Fô Paoly nivôlagna hoe:"Natairaka ho mponign'ny Romana zaho.29Ary nadao ananjy teo no eo lay lalahy zay namaitra- pagnotaniagna ananjy.Natahotra koà lay liben'ny Kapiteny, kôfa hainy fô mponigny Romana i Paoly, satrià izy namatotra ananjy." |