bmm_act_text_reg/13/35.txt

1 line
371 B
Plaintext

35Zagny koa no nahatônga ananjy nivôlagna tao amin'ny salamo hafa hoe: "Tsy hamela lay Masigna hahita ny lo Anô." 36Satria kôfa nagnatantairaka re fanirian'Andriamanitra ho an'ny taranany i Davida de resin-tory izy, kai nampandregna niaraka tamin're rainy izy ary ny vatany niharan'ny fahalôvagna. 37Fô izy zay natsangan'Andriamanitra de tsy niharan'ny faharavagna.