bmm_act_text_reg/13/01.txt

1 line
553 B
Plaintext

1 Ary takô amin'ny fiangonagna takô, Antioka, de nisy paminany sy papianatra maro takô.Zare de Barnabasy, Simona (zay antsôvigna hoe Nigera), Lisiosa avy amin'i Sirena, Manaena(lay ralahy zay niôlonono tamin'i Heroda panapaka), ary Saoly.2 Ra mbôla nidaira ny Tompo sy nifady hanigna zare, ny Fagnahy Masigna nivôlagna hoe :"Atokano ho Anahy i Barnabasy sy Saoly, mbô hagnano ny asa zay nagnatsôvako ananjy irè.3 '' Tavafaran'ny nifandianjare hanigna, sy nivavahany, ary namaitrahan-jaré tagnana tamin'ire, lalahy irè, zare de nalaifanjare.