bmm_act_text_reg/28/27.txt

1 line
293 B
Plaintext

\v 27 Fô nihadonto ny fon're ôlogna re, ary sarotra amin'ny tadigninjaré ny haregny, ary nagnakipy ny masony zaré. Fô kô tsy zagny de mety afaka hahita amin'ny masony zaré, ary haregny amin'ny tandigniny, sy hahatakatra amin'ny fony kai hierigna ndraiky, de hampahivagna anjaré Zaho."'