bmm_act_text_reg/28/25.txt

1 line
381 B
Plaintext

\v 25 Kôfa tsy nifagnaraka zaré, de lasagna tafaran'ny nagnambàran'i Paoly itô teny itô hoe: ''Ny Fagnahy Masigna de nivôlagna tsara re razanaré tamin'ny alalan'Isaia mpaminagny. \v 26 Aoziny hoe: 'Mandihana agny amin're vahoaka re ary volagno hoe: ''Amin'ny fitandrignaisagna no handrignaisanaré, fô tsy hahatakatra; ary amin'ny fahitagna no hahitanaré, fô tsy hahita."