bmm_act_text_reg/22/06.txt

1 line
424 B
Plaintext

\v 6 Zô no niseho kôfa nandaiha ary nariny an'ny Damaskosy zaho, ary tatoandro be te ho eo de nisy hazavagna maventibe avy agny an-dagnitra nanomboka mangilatra nagnodidigna anahy. \v 7 Lavo tamin'ny tany zaho ary naregny feo nivôlagna taminahy hoe: 'Saoly, Saoly, nagnino anô magnenjika Anahy?' \v 8 Namaly zaho hoe: 'Zôvy mô anô, Tompoko?' Nivôlagna taminahy Izy hoe: 'Izaho no Jesosin'ny Nazareta, zay injehinô.'