bmm_act_text_reg/12/20.txt

1 line
443 B
Plaintext

\v 20 Ary Heroda de vignitra mafy tamin'ny vahoakan'i Tyra sy Sidona. Niara-nankagny aminjaré. Nandresy lahatra an'i Blasto zaré, lay mpagnampin'ny mpanjaka, mbô hagnampy aninjaré. De nangataka fihavanagna zaré, satrià ny tanagnanjaré de mandray hanigna avy amin'ny mpanjakan'ny tanàgna. \v 21 Tamin'ny andro voatôndro Heroda de nagnatô lamba lamban'ny mpanjaka ary nipaitraka té amin'ny seza fiandrianagna; nikabary taminjaré izy.