\v 19 Oazaho: 'Tompo, zaré taignany de mahay fô zaho de nagnagadra sy namely zay nino Anô jiaby tao Synagoga. \v 20 Kôfa nalatsaka ny ràn'i Stefana vavolombelognanô, zaho koà de nitsangagna te sy nagneky, ary niambigna ny lamban'iré zay namono ananjy zaho.' \v 21 Fô nivôlagna taminahy Izy hoe: 'Mandihana, satrià halaifako lavitra an'iré jentilisa anô.'''