Thu Oct 15 2020 11:25:44 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-10-15 11:25:44 -04:00
parent a6c1526616
commit 34e050896e
5 changed files with 5 additions and 5 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 30 Ny amaraigna, te ahay ny marigna mômba iré fagnindrikidraihan'iré Jiosy nanôhitra an'i Paoly n'y lehiben'ny kapiteny. Kay nivahany iré fatotra ary nibokoeny iré mpisorogna be sy iré filan-kavitra jiaby mbô hivory izy.Ary nitôndra an'i Paoly nirôrogna izy ary namaitraka ananjy tagnivonjaré.
\v 30 Ny amaraigna, te ahay ny marigna mômba iré fagnindrikidraihan'iré Jiosy nanôhitra an'i Paoly ny lehiben'ny kapiteny. Kay nivahany iré fatotra ary nibokoeny iré mpisorogna be sy iré filan-kevitra jiaby mbô hivory izy. Ary nitôndra an'i Paoly nirôrogna izy ary namaitraka ananjy tagnivonjaré.

View File

@ -1 +1 @@
1Paoly de nizaha nivantagna tagny amin'ré mpikambagna tamin'ny filan-kevitra ary nivôlagna hoe: "A rahalahy, zaho de aifa niaigna tagnatraihan'Andriamanitra tamin'ny fieritreretagna tsara jiaby mandrakigniany." 2Ny mpisorognabe Ananiasy de nibeko re zay nitsangagna tankilany mbô hamilaizagna ny vavany. 3Avy te i Paoly nivôlagna ananjy hoe:"Andriamanitra de hamely anô, anô ry rindrina voalalotra fotsy. Anô mô de mipaitraka hitsara ananhy amin'ny lalàgna, naifa mandidy anahy mbô hivilezigna, tsy araka ny lalàgna?
\c 23 \v 1 Paoly de nizaha nivantagna tagny amin'iré mpikambagna tamin'ny filan-kevitra ary nivôlagna hoe: "A rahalahy, zaho de aifa niaigna tagnatraihan'Andriamanitra tamin'ny fieritreretagna tsara jiaby mandrakigniany." \v 2 Ny mpisorognabe Ananiasy de nibeko re zay nitsangagna tankilany mbô hamilaizagna ny vavany. \v 3 Avy te i Paoly nivôlagna ananjy hoe: "Andriamanitra de hamely anô, anô ry rindrina voalalotra fotsy. Anô mô de mipaitraka hitsara ahy amin'ny lalàgna, naifa mandidy anahy mbô hivilezigna, tsy araka ny lalàgna?

View File

@ -1 +1 @@
4Re zay nitsangagna te de nivôlagna hoe:"Zao mô no fômba hanaivatainaré ny mpisorognaben'Andriamanitra?"5I Paoly nivôlagna hoe:"Tsy nahay zaho, ry rahalahy, hoe izy lay liben'ny mpisorognabe. Fô aifa voasôratra hoe:"tsy tôkony hivôlagna ratsy ny mpitôndra ny vahoakanô anô."
\v 4 \v 5 Re zay nitsangagna te de nivôlagna hoe: "Zao mô no fômba hanaivatainaré ny mpisorognaben'Andriamanitra?"5I Paoly nivôlagna hoe:"Tsy nahay zaho, ry rahalahy, hoe izy lay liben'ny mpisorognabe. Fô aifa voasôratra hoe:"tsy tôkony hivôlagna ratsy ny mpitôndra ny vahoakanô anô."

View File

@ -1 +1 @@
Asan'ny Apostoly 23
Toko faha 23

View File

@ -385,9 +385,9 @@
"22-22",
"22-25",
"22-27",
"22-30",
"23-title",
"23-01",
"23-04",
"23-06",
"23-09",
"23-11",