Fri Oct 16 2020 09:58:37 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-10-16 09:58:37 -04:00
parent 7b1f07c052
commit 23be5be959
3 changed files with 3 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
7Ary tamin'ny toairagna nariny te nisy re tany zay an'lay lalahy liben'ny nosy, lalahy antsôvina hoe Poplio. Nandray anay izy ary nagnomia hanigna anay tamin'ny hatsaram-pagnahy nandritry ny telo andro. 8Ny papan'i Poplio de azon-tazogna sy fivalanan-drà. Kôfa nankagny aminanjy Paoly, de nivavaka izy, namaitraka ny tagnany taminanjy, ary nampahivagna ananjy. 9Tafaran'ny nitranganjany, de nagnatogna ananjy aby ny ambin'ny vahoaka jiaby zay narary tamin'lay nosy ary nahivagna. 10Ny vahoaka koa de nagnomia voninahitra anay tamin'ny voninahitra maro. Ary kôfa niomagna andaiha hiantsambo zahay, de nagnomia anay zay nilainay zaré.
\v 7 Ary tamin'ny toairagna nariny te nisy re tany zay an'lay lalahy liben'ny nosy, lalahy antsôvina hoe Poplio. Nandray anay izy ary nagnomia hanigna anay tamin'ny hatsaram-pagnahy nandritry ny telo andro. \v 8 Ny baban'i Poplio de azon-tazogna sy fivalanan-drà. Kôfa nankagny aminanjy Paoly, de nivavaka izy, namaitraka ny tagnany taminanjy, ary nampahivagna ananjy. \v 9 Tafaran'ny nitranganjany, de nagnatogna ananjy aby ny ambin'ny vahoaka jiaby zay narary tamin'lay nosy ary nahivagna. \v 10 Ny vahoaka koa de nagnomia voninahitra anay tamin'ny voninahitra maro. Ary kôfa niomagna andaiha hiantsambo zahay, de nagnomia anay zay nilainay zaré.

View File

@ -1 +1 @@
11Afaka telo volagna zahay de nandaiha niondragna tamin'ny sambo zay nidôka tamin'lay nosy nandritry ny rirignina, sambon'i Aleksandria, misy "sarikamban'andriamanitra" talôhan'ny sambo 12Ary kôfa tônga tamin'lay tanàgnan'i Sirakosa zahay, de nipaitraka tao nandritry ny telo andro.
\v 11 \v 12 Afaka telo volagna zahay de nandaiha niondragna tamin'ny sambo zay nidôka tamin'lay nosy nandritry ny rirignina, sambon'i Aleksandria, misy "sarikamban'andriamanitra" talôhan'ny sambo. Ary kôfa tônga tamin'lay tanàgnan'i Sirakosa zahay, de nipaitraka tao nandritry ny telo andro.

View File

@ -456,8 +456,8 @@
"28-title",
"28-01",
"28-03",
"28-05",
"28-07",
"28-11",
"28-13",
"28-16",
"28-19",