auto save

This commit is contained in:
MAD008 2020-08-10 09:53:37 -04:00 committed by root
parent 1de9161377
commit 1c332841b5
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
40Nalaifan'i Petera tagny ivailan'ny efitra zaré jiaby, nandohalika, ary nivavaka; avy te, nitodika tamin'lay razagna, nivôlagna izy hoe: "Tabita, mitsangàna." De nanôkatra ny masony izy avy te, ary nahita an'i Petera izy de niarigna. 41Avy te nanôlo-tagnana ananjy Petera ary nampitsangagna ananjy; ary kôfa nagnantso re mpino sy re mpitondrataigna izy, de nasehony taminjaré ny fahavilômany. 42Lasa fantatra nagnairagna an'i Jopa jiaby zagny raha zagny, ary ôlogna maro no nino ny Tompo. 43Taminjany Petera de nipaitraka andro maromaro niaraka tamin'lay lala
40Nalaifan'i Petera tagny ivailan'ny efitra zaré jiaby, nandohalika, ary nivavaka; avy te, nitodika tamin'lay razagna, nivôlagna izy hoe: "Tabita, mitsangàna." De nanôkatra ny masony izy avy te, ary nahita an'i Petera izy de niarigna. 41Avy te nanôlo-tagnana ananjy Petera ary nampitsangagna ananjy; ary kôfa nagnantso re mpino sy re mpitondrataigna izy, de nasehony taminjaré ny fahavilômany. 42Lasa fantatra nagnairagna an'i Jopa jiaby zagny raha zagny, ary ôlogna maro no nino ny Tompo. 43Taminjany Petera de nipaitraka andro maromaro niaraka tamin'lay lalahy ra