bmm_act_text_reg/28/27.txt

1 line
289 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-08-11 16:33:10 +00:00
27Fô nihadonto ny fon're ôlogna re, ary sarotra amin'ny tadigninjaré ny haregny, ary nagnakipy ny masony zaré. Fô kô tsy zagny de mety afaka hahita amin'ny masony zaré, ary haregny amin'ny tandigniny, sy hahatakatra amin'ny fony kai hierigna ndraiky, de hampahivagna anjaré Zaho."'