Fri Oct 09 2020 09:59:58 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-10-09 09:59:58 -04:00
parent 016a2068ff
commit 5debf82af0
3 changed files with 3 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 Ké kô ho levogna karaha izô raha jiaby izô, de tôkony ho ôlogno magnano ahoagna anaré? Tôkony hiaigna amin'ny fahamarinagna sy ny fiainagna araka an'Andriamanitra anaré. \v 12 Tôkony hanantegna kè hanafaingagna ny fiavian'ny andron'Andriamanitra anaré. Amin'izégny andro izégny, ny lagnitra de ho levon'ny afo, ké ny raha jiaby de hiempo amin'ny hafanagna be. \v 13 Fô araka ny fampanantenagnany, de miandry ny lagnitra vôvô sy tany vôvô atsika, zay hipetrahan'ny fahamarinagna.
\v 11 Ké kô ho levogna karaha izô raha jiaby izô, de tôkony ho ôlogno magnano ahoagna anaré? Tôkony hiaigna amin'ny fahamarinagna sy ny fiainagna araka an'Andriamanitra anaré. \v 12 Tôkony hanantegna kè hanafaingagna ny fiavian'ny andron'Andriamanitra anaré. Amin'izégny andro izégny, ny lagnitra de ho levon'ny afo, ké ny raha jiaby de hiempo amin'ny hafanagna be. \v 13 Fô araka ny fampanantenagny, de miandry ny lagnitra vôvô sy tany vôvô atsika, zay hipetrahan'ny fahamarinagna.

View File

@ -1 +1 @@
\v 17 Noho izégny, ry malala, satrià fantatraré izégny raha izégny, de tandremo ny tegnanaré mbô tsy ho voafandriky ny fitakin'ny ôlogna ratsy fagnahy ké ho very ny fahamarinagnanaré. \v 18 Fô mitomboà amin'ny fahasoavagna sy ny fahalalagna ny Tomntsika sy Jesosy Kristy Mpamonjy antsika. Ho ananjy anie ny vôninatra avaizo ké mandrakizay. Amena!
\v 17 Noho izégny, ry malala, satrià fantatraré izégny raha izégny, de tandremo ny tegnanaré mbô tsy ho voafandriky ny fitakin'ny ôlogna ratsy fagnahy ké ho very ny fahamarinagnaré. \v 18 Fô mitomboà amin'ny fahasoavagna sy ny fahalalagna ny Tompontsika sy Jesosy Kristy Mpamonjy antsika. Ho ananjy anie ny vôninahitra avaizo ké mandrakizay. Amena!

View File

@ -64,6 +64,7 @@
"03-05",
"03-08",
"03-10",
"03-11",
"03-14",
"03-17"
]