bmm_2co_text_reg/04/03.txt

1 line
347 B
Plaintext

\v 3 Fô kôfa vôsarogna ny filazantsaranay, izégny de ho vôsarogna amin'iré zay naty irery foagna. \v 4 Amin'ny toe-jaha mitranga aminjaré ré, ny andriamanitr'izao tôntolo zao nahajamba iré saina tsy minonjaré ré. Vokatry izegny, tsy afaka mahita ny fahazavan'ny filazantsaran'ny voninahitr'i Kristy zaré ré, zay endrik'Andriamanitra.