bmm_2co_text_reg/01/01.txt

1 line
322 B
Plaintext

\v 1 Paoly, apostoly raika an'i Kristy Jesosy tamin'ny sitrapôn'Andriamanitra, sy Timoty rahalahintsika, ho an'ny fiangonan'Andriamanitrazay akô Korinto, ary ho an'iré mpino jiaby magnerana ny faritry Akay. \v 2 ho aminnaré ane ny fahasoavagna ary ny fiadanagna avy amin'Andriamanitra Raintsika sy Tompo Jesosy kristy.