\v 10 Izikôa akato Aminahy ny n'y fahamarignanan' i Kristy, de tsy hangina izégny firéharéhako izaigny agny agny amin'ny faritr'i Akaia. \v 11 Nagnino? Satrià tsy tiàko maï anarè? Andriamanitra mahay.