1 line
292 B
Plaintext
1 line
292 B
Plaintext
\v 1 Tianay ho fantatraré, ry rahalahy, ny momban'ny fahasoavan'Andriamanitra zay namiagna takô amin'iré fiangonan'i Makedonia. \v 2 Nandritran'ny fitsapagna maventy amin'ny fahoriagna, ny fitobaky ny hafaliagna ndraiky fara-fahantranjaré ré de niteraka haren-dehiben'ny falalan-tanagna. |