bmm_2co_text_reg/06/01.txt

1 line
461 B
Plaintext

\v 1 Miara-miasa aminanjy, zahay foagna koà de mamporisika anaré tsy handray ny fahasoavan'Andriamanitra fahatany. \v 2 Fô nivôlagna izy hoe: ''Tamin'ny fotoagna mety de naregny anaré Zaho, ké tamin'ny andron'ny famonjena de nagnampy anaré Zaho. Zahavo, avaizo no fotoagna mety. Zahavo, avaizo no andron'ny famonjegna. \v 3 Tsy mametraka vato fagnafitohignana aké agnoloanjôvy na zôvy zahay, fô zahay tsy magniry ny haharatsy laza ny asa fanompoanay.