1 line
373 B
Plaintext
1 line
373 B
Plaintext
\v 18 Iré raha jiaby iré de avy amin'Andriamanitra. Nampihavagniny tamin'ny tegnany tamin'ny alalan'i Kristy atsika, ké nagnamia antsika ny asa fanopoan'ny fihavanagna. \v 19 Izégny hoe, akô amin'i Kristy Andriamanitra no mampihavagna zao tôntolo zao amin'ny tegnany, tsy magnisa ny fahadisoanjaré ré aminjaré ré. Nankinigny taminày ny hafatry ny fampihavanagna. |