bmm_2co_text_reg/01/19.txt

1 line
350 B
Plaintext

\v 19 Fô ny Zanak'Andriamanitra, Jesosy Kristy, zay nitoriàn'i Sylvanosy, Timoty ary zaho taminaré, de tsy ''Ià'' na ''tsià.'' fô Izy de nivôlagna foagna hoe ''Ià.'' \v 20 Sitrià ny fampanantenan'Andriamanitra jiaby de ''Ia'' avokoa akô amin'ny. Ké amin'ny alalany kôa atsika de hivôlagna hoe: ''Amena'' ho an'ny voninahitr'Adriamanitra.