bmm_2co_text_reg/08/18.txt

1 line
362 B
Plaintext

Naléfanay izy niaraka tamin'ilay rahalahy izay noderaigny také anténtégnan'ny fiangonana jiaby noho' n'y asany izay mitôry n'y filazantsara.Tsy izégny ihany ,Fô izy ihagny kô de notendren'iré fiangognagna mbô handeha hiaraka aminay hitondra izao asan'ny fahalalan-tagnagna izao. izégny de ho an'ny voninahitr'izy Tompo ary ho an'ny fanirianay hanampy.