bmm_2co_text_reg/04/05.txt

1 line
395 B
Plaintext

\v 5 Fô zahay tsy manambara ny tegnanay, fô i Kristy Jesosy karaha ny Tompo, ké ny tegnanay karaha ny mpanomponaré nohon'ny amin'i Jesosy. \v 6 Fô Andriamanitra de lay araika zay nivôlagna hoe: ''Ny fahazavana hamiratra akô amin'ny haizigna.'' Zaré namiratra takô am-pônay, mbô hagnamià ny fahazavan'ny fahalalagna ny voninahitr'Andriamanitra aké amin'ny fanatrehan'i Jesosy Kristy.