bmm_2co_text_reg/11/24.txt

1 line
504 B
Plaintext

\v 24 Avy amin'ny alalan'irè Jiosy no nandraisako "vango efapôlo latsaka araiky" Indimy. \v 25 Intelo za no novangogna tamin'ny kakazo. Indraika za no notoraham-bato. Intelo za no vaky sambo. Nàndany araiky haligna sy raiky andro tegny an-dranomasigna za. \v 26Nandeha mahéky za, tamin'ny lôzan'ny ôloko manôkagna, tamin'ny lozan'iré Jentilisa, tamin'ny loza tagny amin'ny tanàgna, tamin'ny loza tagny an'efitra, tamin'ny loza tagny an-dranomasigna, tamin'ny loza avy amin'iré ralàhy sandoka.