bmm_2co_text_reg/11/14.txt

1 line
288 B
Plaintext

\v 14 Ary izégny de tsy mahagaga, fo na ny satana asa mampiseho ny tégnany karahà ny anjelin'ny fahazavagna. \v 15Tsy mahagaga intsony izikôa mampiseho ny tégnan'izy iré karaha ny mpanômpon'ny fahamarignana iré mpanômpony. Ny anjaran'izy iré de izay méndrika ny asan'izy iré.