bmm_2co_text_reg/11/12.txt

1 line
397 B
Plaintext

\v 12 Ary ny raha atôko de mbôla ho atôko ihany, mbô mety afahako magnala ny fitaraignana nôhon'ny fanakianagna anahy sy ny fitaraignana nôho iré izay tian'izy iré hiréharehagna- fo izy iré de hita manô asa mitôvy amin'izay atônay. \v 13 Fo ny ôlogna karaha izégny de apôstôly sandoka sy mpiasa mamitaka. Izy iré de magnano sarintsarin'ny tégnany. Karaha ny apostôlin'i Kristy.