bmm_2co_text_reg/11/03.txt

1 line
515 B
Plaintext

\v 3 Fo matahotra za saode, karaha ny namitahan'ny ménaragna an'i Eva tamin'ny alalan'ny hafitsiagnany, ny eritreritraré de mety hiàla amin'ny fanolôran-tégna amin-kitsimpô ndraiky madio amin'i Kristy. \v 4 Fo eritrereto hoe misy ôlogna araiky tônga hitôry Jesosy hafa nôho le araiky toriantsika. Na eritrereto hoe mandramby Fagnahy hafa nôho izay raisinarè ianaré. Na eritrereto hoe mandramby filazantsara hafa nôho le araiky izay noraisinaré anaré. Maméla irégny raha irégny tsara ihany anarè!