1 line
397 B
Plaintext
1 line
397 B
Plaintext
\c 11 \v 1 Magniry za mbô ahafahanaré maméla anahy hanô fahadalagna hély sasany. Fo tégna maméla anahy tokôa anaré! \v 2 Fô saro-piaro ny mômba anaré za. Managna fahasarotam- piaro araka an'Andriamantra aminaré za, hatramin'ny nagnamiazako toky anaré tô amin'ny fanambadiagna ho an'ny vady araiky ihany. Nagnamia toky za ny hanôlotra anaré karaha ny virijiny madio ho an'i Kristy. |