\v 17 "Néfa ôka ny araika izay miréharéha, hiréharéha ao amin'ny Tômpo." \v 18 Fô tsy le araiky izay manôlotra ny tégnany no ankatôavigna. Néfa kôza, aoka le araiky izay namiagna ny Tômpo.