bmm_2co_text_reg/08/10.txt

1 line
564 B
Plaintext

\v 10 Amin'izégny résaka izégny de hagnome toro-hevitry anaré izaho izay hagnampy anaré. Herintôgna lasa izay, de tsy nanomboko nagnano raha fotsiny anaré, fô nagniry ny magnano izégny. \v 11 Niany vitao izégny, karaha ny nisian'ny zôtom-pô sy ny fagniriagna hagnano izégny, de énga anie hagnatantéraka izégny koà ianaré, arak'izay azonaré hatô. \v 12 Satria raha magniry mafy ny hagnano izégny asa izégny ianaré,de raha tsara sy azo ekegna izégny.Tsy maintsy mifôtotro amin'izay hananan'ny ôlogna iray izégny, fô tsy izay tsy anagnany.