1 line
409 B
Plaintext
1 line
409 B
Plaintext
\v 8 Tsy mivôlagna izégny karaha ny didy zaho. Fô ndraiky, mivôlagna izégny zaho amin'ny fitsapagna ny fahamarignan'ny fitiavanaré amin'ny fampitahagna izégny amin'ny zôtom-pôn'ny ôlogno hafa. \v 9 Satrià fantanandré ny fahasoavan'ny tompontsika Jesôsy Kristy. Ké na nanan-kariagna aza izy, de lasa maskiny noho ianaré, koà amin'ny alalan'ny fahantranaré no manjary hazahoà naré hariàgna. |