bmm_2co_text_reg/03/04.txt

1 line
438 B
Plaintext

\v 4 Ké izegny no toky zay anagnantsika akè agnatrehan'Andriamanitra amin'ny alalan'i Kristy. \v 5 Atsika de tsy mahefa amin'ny tegnantsika mbô handray na ino na ino zay avy amintsika. Fô kôfa, ny fahefantsika de avy amin'Andriamanitra. \v 6 Andriamanitra no nagnano antsika mbô ho mpanompon'ny fagnekegna vôvô. Izegny de fagnekegna tsy avy amin'ny sôratra fô an'ny Fanahy. Fô ny sôratra mamôno, ké ny Fanahy magnamia aigna.