1 line
668 B
Plaintext
1 line
668 B
Plaintext
\v 12 Zahay de miréharéha amin'izô: fijoroàgna vavolombelogno ny amin'ny feon'ny fieritreretanay. Fô tamin'ny fikasagna madio sy fahatsoram-pô zay avy amin'Andriamanitra zay nitondranay ny tegnanay akô amin'izô tontôlo izô. Zahay de nahavita izégny jiaby izégny ké ny ankamaroany niaraka taminjaré—tsy tamin'ny fahendren'izô tontôlo izô, fô tamin'ny fahasoavan'Andriamanitra. \v 13 Zahay de tsy nanôratra raha tsy ho voàvakinaré na ho azonaré. Zaho de manantegna fô, \v 14 satrià ianaré nahazo ny momba anay amin'ny ampahany, zahay de ho anton'ny réharéhanaré amin'ny andron'ny Tompontsika Jesosy, karaha anaré ho antony hiréharéhanay. |