bmm_2co_text_reg/09/10.txt

1 line
379 B
Plaintext

\v 10 Izy izay mamatsy ambeoka ho an'ny mpambôly izay mamafy sy ny môfo ho an'ny sakafo, de hamatsy sy hampitômbo ny ambeo ka nô ndraiky koà ho amin'ny famafazagna. hampitômbo ny vokatry ny fahamarignanô izy.\v 11 Hahazo hariàgna amin'ny fômba jiaby anô mbô ahatônganô ho malala-tagnana. Izégny de hitôndra fanehôam-pisôragna an'Andriamanitra amin'ny alalanay