bmm_2co_text_reg/09/08.txt

1 line
375 B
Plaintext

\v 8 Ary Andriamanitra de afaka mampitômbo ny fitahiagna ho anô, mbô, amin'ny raha jiaby,de afaka hahazo izégny ilainaré jiaby mandrakariva anaré. Izégny no misy de mbô afahanare magnatômbo ny asa soa anaré. \v 9 Izégny de araka ny vôsoratra hoe: " Nozaraigna irè haregnany ary nagnamia ananjy iregny ho an'ny mahantra .maharitra mandrakizay ny fahamarignany."